Entry (1/2) | 1 fitokana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 toka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao |
Entry (2/2) | 5 fitokana |
Part of speech | 6 noun |
Root | 7 tokana |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy |
Anagrams | 9 fiantoka, fikatona, fikotana, fitakona, fitokana, fitonàka, ifantako, nafitako, natafiko, natifako, nitafako, takofany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |