Entry | 1 fitokanan-trano |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 fitokanana, trano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny |
Examples |
5 [2.649#] Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |