Entry (1/2) | 1 fitokiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 toky |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany |
Entry (2/2) | 5 fitokiana |
Part of speech | 6 noun |
Root | 7 toky |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Famosaviana, famorehana |
Anagrams | 9 finitakao, fitanikao, fitaonika, fitokiana, natifikao, nitafiako, taifinoka, tinafikao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |