|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitoky |
| Fototeny | 2 toky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitoky, miantehitra, manana fitokiana
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fitoky |
| Fototeny | 6 toky |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fomba entina mitoky na mamosavy, mamorika
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 9 fitoky |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 fikiakiana, horakoraka, feo, kiaka
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | fitoky, 12 kifito |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|