|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitomaniana |
| Fototeny | 2 tomany |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 weeping, lamentation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pleurs, lamentations
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 7 Fitomaniana |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Randzavola: Fitomaniana amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 Lamentations: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Lamentations: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 12 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | fitomaniana, Fitomaniana, 13 mitanina afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|