|
|
|
|

Entry1  fitombenana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fipetrahana; ny faritra amin' ny tenan' ny biby na ny olona izay mitehaka amin' ny tany rehefa mipetraka izy
Root  4  tombina

Updated on 2024/12/11