| Entry | 1 fitondraka |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 tondraka |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny rano mitondraka na mihoa-pefy: Mahatsiravina ny fitondrak' itỳ rano itỳ Fomban' ny biby mitondraka, izany hoe manarampo miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Oadray izany fitondraky ny ombinareo eny an-tanimbolinay! |
| Anagrams | 5 fandrotika, fitondraka |
| Updated on 2025/01/21 |
|