|
|
|
|

Teny iditra1  fitongilana
Fototeny  2 tongilana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana, firaika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12