|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fitoraka
Fototeny  2 toraka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitoraka: Ihomehezan' ny ankizy ny fitorak' io kavia io
5 Azo torahana: Misy vorona tsy fitoraka, hono [1.1]

Teny iditra (2/4)6  fitoraka
Fototeny  7 toraka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 charm put on the horns of a fighting bull to ensure victory. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 (de toraka : action de lancer quelque chose). Amulette qu'on accrochait aux cornes d'un taureau de combat. Elle était censée lui donner de l'élan. [Merina, Betsileo] [1.196]
Voambolana  11  Finoana

Teny iditra (3/4)12  fitoraka
Fototeny  13 toraka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15 a gouge used in making canoes [1.2]
Voambolana  16  Fitaovam-piasana

Teny iditra (4/4)17  fitoraka
Fototeny  18 toraka
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 tehin-dakana, firombaka hazandrano [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  21 In the provinces it means a spear. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 projectile [1.13]

Fivaditsoratra  23 faktiora, 24 firotaka, 25 fitaroka, fitoraka, 26 fitroaka, 27 fotriaka, 28 Kafitora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13