|
|
|
|

Teny iditra1  fitoreo
Fototeny  2 toreo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona na biby mitoreo, izany hoe manao feo mampahonena: Mba tsy tohako loatra ny mihaino ny fitoreon' izany vorona izany [1.1]

Fivaditsoratra  fitoreo, 5 iforeto, 6 ifotero

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12