|
|
|
|

Entry1  fitorovohana
Part of speech  2  noun
Root  3  torovoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fipetrahana miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka

Updated on 2024/12/11