| Entry | 1 fitoto |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Root | 3 toto |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitoto Azo totoina |
| Examples |
5 [2.996#] Na hototoinao ao an-daona aza ny adala, tahaka ny fitoto vary amin' ny fanoto, tsy hisaraka aminy ny hadalany tsy akory. |
| Anagrams | 6 fitoto, totofy |
| Updated on 2025/01/21 |
|