|
|
|
|

Teny iditra1  fitoviana
Fototeny  2 tovy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitoviana amin' izy roa lahy ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 equality [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 égalité; ressemblance [1.8]
Ohatra  7  Ny tsy fitoviana kely dia ara-dalàna eo amin'ny olona. [2.424#]
8  fahazoana fitoviana eo amin' ny fiainana ara-batana lavorary. [2.114#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17