|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitrebika |
| Fototeny | 2 trebika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...)
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fitrebika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fanjaitra
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 fitrebika |
| Fototeny | 9 trebika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 A fork, a prong. See firombaka, forisety.
[1.2] |
| Voambolana | 13 Fitaovam-piasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|