|
|
|
|

Teny iditra1  fitrifana
Fototeny  2 trifana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona na biby mitrifana, izany hoe tsy mipetraka tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravatra; fihoalahoala [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanifitra, fitrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12