|
|
|
|

Teny iditra1  fitrifanana
Fototeny  2 trifana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fipetrahana tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravarana; fihoalahoalana [1.1]

Fivaditsoratra  5 fañitrifana, fitrifanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12