|
|
|
|

Entry1  fitrotrongiana
Part of speech  2  noun
Root  3  trotrongy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fianjeràna mandroso any anoloana ka mitehika amin' ny tany ny tarehy

Updated on 2025/07/29