| Entry | 1 fitsabo |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Root | 3 tsabo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana Azo tsaboina |
| Examples |
5 [2.424#] Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. |
| Updated on 2024/12/07 |
|