Entry | 1 fitsaboana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsabo |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana |
Explanations in English |
6 [1.7] medical care and nursing |
Explanations in French |
7 [1.8] soins médicaux |
Examples |
8 [2.113#75] Inona no nataon' i GalliƩni momba ny fitsaboana? 9 [2.285#89] Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. |
Vocabulary |
10 Health |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |