|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsaihana |
| Fototeny | 2 tsaika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
5 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 fitsaikana |
| Teny iditra (2/2) | 7 fitsaihana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 fihaonan'ny tsiry lahy sy vavy hanome tsaika
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 fécondation
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 12 fahitsiana, fahitsiaña, fitsaihana, 13 fitsiahana, 14 ifitsahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|