|
|
|
|

Entry1  fitsantsanana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsantsana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona
Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany

Updated on 2024/12/11