|
|
|
|

Teny iditra1  fitsapankevi-bahoaka
Singan-teny  2 fitsapana, 3 hevitra, 4 vahoaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6 référendum [1.5#144]
Ohatra  7  Hatramin' ny marsa 2009 dia ny fitsapankevibahoaka momba ny Lalàm-panorenana ihany no mba fifidianana vita tamin' ny novambra; [4.27#]
Voambolana  8  Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12