|
|
|
|

Entry1  fitsehontsehonana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsehontsehona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina ny fitsehontsehonan-dRasoa

Updated on 2025/07/29