|
|
|
|

Teny iditra1  fitsetsatsetsa
Fototeny  2 tsetsatsetsa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny afo mitsetsatsetsa, izany hoe mirefodrefotra noho izy voatondra-drano na menaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 grésillement [1.13]
Voambolana  6  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12