Entry | 1 fitsikiakianana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsikiakia |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro tamin' ny fitsikiakianan' io tovolahy io |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |