|
|
|
|

Entry1  fitsilanesana
Part of speech  2  noun
Root  3  tsilany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra

Updated on 2025/07/29