|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsindrohana |
| Fototeny | 2 tsindroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany
5 Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|