|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsingerenana |
| Fototeny | 2 tsingerina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiherenan' ny andro anankiray isan-taona: Niantso ny namany Rakoto tamin' ny fitsingerenan' ny andro nahaterahany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the return of something that comes around periodically
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le retour de ce qui revient régulièrement
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 fitsingerenan' ny andro nahaterahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|