|
|
|
|

Teny iditra1  fitsingolohana
Fototeny  2 tsingoloka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12