|
|
|
|

Entry1  fitsipika
Part of speech  2  noun
Root  3  tsipika
All compound words  4  18 words containing fitsipika
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fitaovana enti-manipika: Fitsipika hazo no novidiko ho an-fanako
Lalàna, didy, tsy maintsy arahina: Toy izao ny fitsipi-pifehezana eto amin' itỳ sekoly itỳ
Filàmatra, ohatra: Azo atao fitsipika harahina mihitsy ny fitondrantenany
Explanations in English  6  [1.7] a principle, a rule or regulation
Explanations in French  7  [1.3#783] Ce qu’on peut rayer, manière de rayer, la règle
Figuré: règle de conduite, règle de foi
8  [1.8, 1.13] règle, règlement
9  [1.8] principe
Examples  10  [2.332] Fitsipika telo no narahin'ny mpanoratra amin' ity boky ity;
11  [1.320] Avoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika ny fitsipika anatiny.

Anagrams  12  fipitsika, fitsipika

Updated on 2025/08/10