Entry | fitsitaitaihana (tsitaitaika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Filatsahana tsy misesy fa mielanelana: Hararaoty izao mbola fitsitaitaihan' ny orana izao fa hirotsaka be io rehefa afaka kelikely Fanenon-dakolosy maneno dia miato: Ny fitsitaitaikan' ny lakolosim-paty Fahatongavana tsikelikely, miandalana: Nahoana dry no tsy tonga indray miaraka ianareo? Mahasosotra izao fitsitaitaihanaizao [1.1] | |
Synonyms | fitsitaitaika | |
Updated on 2023/01/05 |