|
|
|
|

Teny iditra1  fitsitsiana
Fototeny  2 tsitsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fandaniana foana, fandalàna: Androm-pitsitsiana izao
5 Tsy famizanana foana, tsy fanaovana mosalahy: Tsy azo omen-tsiny izy fa fitsitsiana aina no nataony [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02