|
|
|
|

Teny iditra1  fivadihana
Fototeny  2 vadika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan' ny lamba
5 Fanaovana ny tehezana atao ambanimandry: Mety mba hahafaty ny marary ny fivadihany miankavia fa vizaka izy mihorirana forma miankavanana
6 Fiovana ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Mahagaga ny fivadihan' ny andro tampoka tao
7 Fiovana ho ratsy, nefa nitokisana, famadihana: Mahamendrika hovonoina ho faty ny fivadihana amin' ny tanindrazana
8 Fitsipahana ny teny natao: Mitory toetsaina tsy mahomby ny fivadihana amin' ny teny napetraka
9 Fifandisoana ka ny anoloana no lasa aoriana, na ny aoriana basa anoloana:Ny fivadihan' ny satrokao no nihomehezan' ny ankizy anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the act of turning over; treachery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 L’action de changer de côté, de se retourner, de chavirer, de changer, de violer, de passer à l’ennemi, de rejeter, de trahir [1.3]
12 action de changer de côté; trahison [1.8]
Ohatra  13  Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472]
Kamban-teny rehetra  14 fivadiham-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17