Entry | fivahiniana (vahiny) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |