|
|
|
|

Teny iditra1  fivangongoana
Fototeny  2 vangongo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin' ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin' ny toerana fanaovana trano [1.1]
5 fitobian'ny akora ao an-kibon'ny tany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 gisement [1.13]
Kamban-teny rehetra  7 tahiry fivangongoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17