|
|
|
|

Entry1  fivatsiana
Part of speech  2  noun
Root  3  vatsy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitondrana vatsy na sakefo entina hivahiny: Ny fivatsiana no zavatra voalohany atao roba misy dia kasaina
Fitondrana, firongoana: Inona no hevitr' izao fivatsiana fiadiana izao

Updated on 2025/07/29