|
|
|
|

Entry1  fivaviana
Part of speech  2  noun
Root  3  vavy
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy
Examples  7  [1.519#] Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana.
Vocabulary  8  Biology

Anagrams  9  fanivaiva, fivaviana

Updated on 2025/08/10