|
|
|
|

Teny iditra1  fivelarana
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisokafan' ny zavatra iray nikombona na nihorona: Fivelaran' ny boky / Fivelaran' ny raozy
5 Fotoana isehoan' ny hery na hatsaran' ny zavatra iray: Matokisa fa fotoana fivelaran' ny sain' ny zaza indrindraizao taonany izao
6 Fitsorana mivalampatra tsara: Akory izany fivelarany teo ambony posy
7 Fihaingoana, firaratana: Fivelaran' ny olona ny andro fety [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 développement, épanouissement, expansion [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17