|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivelezana |
| Fototeny | 2 vely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana
5 Fampanenoana zavamaneno amin' ny fikapohana azy: Fivelezana amponga, lakolosy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of striking with something; threshing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de frapper, de battre
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|