|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivelomana |
| Fototeny | 2 velona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiainana: Sarotra ny fivelomana amin' izao andro izao
5 Fahazoana ny zavatra ilaina mba hahavelona: Asa tanana no fiveloman-dRanaivo 6 Antom-pivelomana, kapoaka, fitadiavana, karama [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a means of subsistence; income for living expenses; a manner of life
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 subsistance; manière de vivre
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|