|
|
|
|

Teny iditra1  fivembena
Fototeny  2 vembena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12