|
|
|
|

Teny iditra1  fivesarana
Fototeny  2 vesatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mitondra zavatra be lanja: Tsy afa-mihazakazaka aho noho ny fivesaran' ny entana ao an-damosiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a state of being heavily laden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 état de celui qui est chargé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17