|
|
|
|

Entry1  fivezivezena
Part of speech  2  noun
Root  3  vezivezy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandehanana atsỳ sy arỳ, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa vao vita iny raharaha iny
Fiasana dia: Naharitra antsasak' adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin' ilay Rangahy aho
Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin' ny fivezivezena eran' ny tanàna ny faladian-kirarony

Updated on 2025/07/29