|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fividianana |
| Fototeny | 2 vidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of buying
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix
[1.3#832] 7 action d'acheter, achat [1.8] |
| Ohatra |
8 na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana.
[2.366#]
9 Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara. [4.27#] |
| Voambolana | 10 Toe-karena: varotra |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|