|
|
|
|

Entry1  fivikivikiana
Part of speech  2  noun
Root  3  vikiviky
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany nankany antsena
Synonyms  5  fivikiviky

Updated on 2025/07/29