|
|
|
|

Entry1  fivoahana
Part of speech  2  noun
Root  3  voaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva
Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity
Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana
Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao
Explanations in French  9  [1.13] sortie, issue, échappement
Examples  10  [2.4#] Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana.
11  [4.27#] Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana.
Illustrations 
12 

Anagrams  13  fahoviana, fihavanao, fiovahana, fivoahana, hifanaova, hifanavao

Updated on 2025/08/10