|
|
|
|

Teny iditra1  fivoatra
Fototeny  2 voatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivoatra, izany hoe miova ho tsaratsara kokoa [1.1]
5 fiampitana miandalana amin'ny dingana manaraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 évolution [1.13]

Fivaditsoratra  7 fiavotra, fivoatra, 8 tafavory, 9 voafitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12