|
|
|
|

Teny iditra1  fivoravora
Fototeny  2 voravora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran' ny olona mivoravora na mitaraikiraiky, miveravera [1.1]

Fivaditsoratra  5 firavoravo, fivoravora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12