Entry | fivoravorana (voravora) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |