|
|
|
|

Entry1  fizahozahoana
Part of speech  2  noun
Root  3  izahozaho
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina
Explanations in French  5  [1.3#287] L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief.
6  [1.5] Action de se mettre en avant, prĂ©tention.
Examples  7  [2.895#] hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana.
8  [2.503#] fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany.

Anagrams  9  fihazohazoana, fizahozahoana

Updated on 2025/07/29